Matthew 5:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sambatra ny madio am-po, fa izy no hahita an’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sambatra ny madio fo, fa hahita an’Andriamanitra izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sambatra izay mahitsy fo, fa izy no hahita an’Andriamanitra!
Malagasy Bible 1865
Sambatra ny madio am-po; fa izy no hahita an'Andriamanitra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sambatra ny madio am-po, fa izy no hahita an’Andriamanitra.
malagasy
Sambatra ny madio am-po; fa izy no hahita an'Andriamanitra,