Matthew 5:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sambatra ny mpampihavana, fa izy no hatao hoe zanak’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sambatra ny tia fihavanana, fa hantsoina hoe zanak’Andriamanitra izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sambatra izay mpampihavana, fa izy no hantsoin’Andriamanitra hoe zanany!
Malagasy Bible 1865
Sambatra ny mpampihavana; fa izy no hatao hoe zanak'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sambatra ny mpampihavana, fa izy no hatao hoe zanak’Andriamanitra.
malagasy
Sambatra ny mpampihavana; fa izy no hatao hoe zanak'Andriamanitra.