Matthew 6:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho tonga anie ny fanjakanao. Hatao anie ny sitraponao etỳ an-tany tahaka ny any an-danitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitraponao: etỳ an-tany tahaka ny any an-danitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ho tonga anie ny Fanjakanao; hatao anie ny sitraponao, eto an-tany tahaka ny any an-danitra.
Malagasy Bible 1865
Ho tonga anie ny fanjakanao. Hatao anie ny sitraponao etỳ an-tany tahaka ny any an-danitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho tonga anie ny fanjakanao. Hatao anie ny sitraponao etỳ an-tany tahaka ny any an-danitra.
malagasy