Matthew 6:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary mamelà ny helokay tahaka ny namelanay izay meloka taminay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
avelao ny helokay, ary tahaka izany koa no amelanay izay meloka taminay;
Malagasy Bible 1865
Ary mamelà ny helokay tahaka ny namelanay izay meloka taminay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary mamelà ny helokay tahaka ny namelanay izay meloka taminay.
malagasy
Ary mamelà ny helokay tahaka ny namelanay izay meloka taminay. [Na: trosa] [Na:nitrosa]