Matthew 6:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary aza mitondra anay ho amin’ny fakam-panahy fa manafaha anay amin’ny ratsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary aza avelanao ho resin’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy. Amen.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
aza avela ho azon’ny fakampanahy izahay, fa manafaha anay amin’ ilay Ratsy! [Anao ny fanjakana sy ny hery, Anao ny voninahitra mandrakizay! *Amen.]
Malagasy Bible 1865
Ary aza mitondra anay ho amin'ny fakam-panahy, fa manafaha anay amin'ny ratsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary aza mitondra anay ho amin’ny fakam-panahy fa manafaha anay amin’ny ratsy.
malagasy
Ary aza mitondra anay ho amin'ny fakam-panahy, fa manafaha anay amin'ny ratsy. [Na: amin'ilay] [ Ampio hoe: Fa Anao ny fanjakana sy ny hery ary ny voninahitra mandrakizay. Amena]