Matthew 6:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha mamela ny fahadisoan’ny olona ianareo dia mba hamela ny anareo ny Rainareo izay any an-danitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha mamela ny hadisoan’ny olona ianareo, dia havelan’ny Rainareo any an-danitra koa;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, raha mamela ny fahadisoan’ny olona ianareo, dia mba hamela anareo koa ny Rainareo Izay any an-danitra;
Malagasy Bible 1865
Fa raha mamela ny fahadisoan'ny olona ianareo, dia mba hamela ny anareo kosa ny Rainareo Izay any an-danitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha mamela ny fahadisoan’ny olona ianareo dia mba hamela ny anareo ny Rainareo izay any an-danitra.
malagasy
Fa raha mamela ny fahadisoan'ny olona ianareo, dia mba hamela ny anareo kosa ny Rainareo Izay any an-danitra.