Matthew 6:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ianao kosa, rehefa mifady hanina, dia hosory menaka manitra ny lohanao ary sasao ny tavanao
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ianao kosa raha mifady hanina, dia hosory zava-manitra ny lohanao, ary sasao ny tavanao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ianao kosa, rehefa mifady hanina, dia sasao ny tavanao ary amboary tsara ny volonao,
Malagasy Bible 1865
Fa ianao kosa, raha mifady hanina, dia hosory ny lohanao, ary sasao ny tavanao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ianao kosa, rehefa mifady hanina, dia hosory menaka manitra ny lohanao ary sasao ny tavanao
malagasy
Fa ianao kosa, raha mifady hanina, dia hosory ny lohanao, ary sasao ny tavanao,