Matthew 6:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba tsy ho hitan’ny olona fa mifady hanina ianao, fa ho hitan’ny Rainao, izay ao amin’ny mangingina; ary ny Rainao, izay mahita ao amin’ny mangingina, no hamaly anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba tsy ho ny olona no hahita anao hoe mifady hanina, fa ny Rainao izay ao amin’ny mangingina; ary ny Rainao izay mahita ao amin’ny mangingina no hamaly soa anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hany ka tsy ny olona no hahita anao hoe mifady hanina fa ny Rainao Izay ao amin’ny miafina; ary ny Rainao Izay mahita ao amin’ny miafina no hamaly soa anao.
Malagasy Bible 1865
mba tsy ho hitan'ny olona fa mifady, fa ho hitan'ny Rainao, Izay ao amin'ny mangingina; ary ny Rainao, Izay mahita ao amin'ny mangingina, no hamaly anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba tsy ho hitan’ny olona fa mifady hanina ianao, fa ho hitan’ny Rainao, izay ao amin’ny mangingina; ary ny Rainao, izay mahita ao amin’ny mangingina, no hamaly anao.
malagasy
mba tsy ho hitan'ny olona fa mifady, fa ho hitan'ny Rainao, Izay ao amin'ny mangingina; ary ny Rainao, Izay mahita ao amin'ny mangingina, no hamaly anao.