Matthew 6:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izay itoeran’ny harenanao dia ho any koa ny fonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izay itoeran’ny harenao no itoeran’ny fonao koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izay misy ny harenao no hisy ny fonao koa.
Malagasy Bible 1865
Fa izay itoeran'ny harenao, dia ho any koa ny fonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izay itoeran’ny harenanao dia ho any koa ny fonao.
malagasy
Fa izay itoeran'ny harenao, dia ho any koa ny fonao.