Matthew 6:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny maso no jiron’ny tena; koa amin’izany, raha tsara ny masonao, dia hazava avokoa ny tenanao manontolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny maso no jiron’ny tena: raha tsara ny masonao, dia hazava avokoa ny tenanao rehetra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Ny maso no toy ny jiron’ny tena: koa amin’izany raha mahiratra ny masonao, dia mazava ny tenanao manontolo;
Malagasy Bible 1865
Ny maso no jiron'ny tena; koa amin'izany, raha tsara ny masonao, dia hazava avokoa ny tenanao rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny maso no jiron’ny tena; koa amin’izany, raha tsara ny masonao, dia hazava avokoa ny tenanao manontolo.
malagasy
Ny maso no jiron'ny tena; koa amin'izany, raha tsara ny masonao, dia hazava avokoa ny tenanao rehetra.