Matthew 6:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha ratsy ny masonao dia ho maizina avokoa ny tenanao manontolo; koa raha maizina ny fahazavana ao anatinao, toy inona ny halehiben’izany fahamaizinana izany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa raha ratsy kosa ny masonao, dia ho maizina avokoa ny tenanao rehetra, ka raha zary maizina àry ny fahazavana izay eo amin’ny tenanao, fahamaizinana manao ahoana izany!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
raha jamba kosa ny masonao, dia maizina ny tenanao manontolo. Eny, raha maizina ilay fahazavana ao anatinao, dia vao mainka haizim-pito no hisy anao!
Malagasy Bible 1865
Fa raha ratsy ny masonao, dia ho maizina avokoa ny tenanao rehetra; koa raha maizina ny fahazavana ao anatinao, manao ahoana ny halehiben'izany fahamaizinana izany!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha ratsy ny masonao dia ho maizina avokoa ny tenanao manontolo; koa raha maizina ny fahazavana ao anatinao, toy inona ny halehiben’izany fahamaizinana izany!
malagasy
Fa raha ratsy ny masonao, dia ho maizina avokoa ny tenanao rehetra; koa raha maizina ny fahazavana ao anatinao, manao ahoana ny halehiben'izany fahamaizinana izany!