Matthew 6:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary iza eo aminareo, na dia manahy aza, no mahay manampy ny andro hiainany na dia hakiho iray akory aza?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary iza aminareo, na dia manahy aza, no mahay manalava ny tenany na dia iray hakiho ihany aza?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa iza aminareo, na dia be fanahiana toy inona aza, no mahay manalava kely monja ny andro iainany?
Malagasy Bible 1865
Ary iza ao aminareo, na dia manahy aza, no mahay manampy ny andro hiainany na dia kely monja aza?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary iza eo aminareo, na dia manahy aza, no mahay manampy ny andro hiainany na dia hakiho* iray akory aza?
malagasy
Ary iza ao aminareo, na dia manahy aza, no mahay manampy ny andro hiainany na dia kely monja aza? [ Na: Ny halavan'ny tenany] [ Gr. Hakiho iray]