Matthew 6:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahoana koa no manahy ny amin’ny fitafiana ianareo? Diniho tsara ny fanirin’ny voninkazo eny an-tsaha; tsy mba miasa na mamoly ireny;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ahoana no anahianareo ny amin’ny fitafiana? Zahao ny fanirin’ny lisy any an-tsaha, fa tsy mba miasa, na mamoly ireny;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ahoana no anahianareo ny amin’ny fitafiana? Diniho tsara ny fanirin’ny voninkazo eny an-tsaha:
Malagasy Bible 1865
Ary nahoana no manahy ny amin'ny fitafiana ianareo? Diniho tsara ny fanirin'ny voninkazo any an-tsaha; tsy mba miasa na mamoly ireny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahoana koa no manahy ny amin’ny fitafiana ianareo? Diniho tsara ny fanirin’ny voninkazo eny an-tsaha; tsy mba miasa na mamoly ireny;
malagasy
Ary nahoana no manahy ny amin'ny fitafiana ianareo? Diniho tsara ny fanirin'ny voninkazo any an-tsaha; tsy mba miasa na mamoly ireny;[Karazan'ny lilia]