Matthew 6:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nefa lazaiko aminareo fa na dia i Solomona tao amin’ny voninahiny rehetra aza tsy mba nitafy na dia tahaka ny iray amin’ireny voninkazo ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
kanefa lazaiko aminareo, fa na dia i Salômôna tao amin’ny voninahiny rehetra aza, dia tsy mba nitafy tahaka ny anankiray amin’izy ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tsy misasatra na mamoly izy ireny, kanefa lazaiko aminareo fa na i Salômôna, teo amin’ny voninahiny rehetra aza, dia tsy tsara fitafiana tahaka ny anankiray amin’izy ireny.
Malagasy Bible 1865
nefa lazaiko aminareo fa na dia Solomona tao amin'ny voninahiny rehetra aza tsy mba nitafy tahaka ny anankiray amin'ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nefa lazaiko aminareo fa na dia i Solomona tao amin’ny voninahiny rehetra aza tsy mba nitafy na dia tahaka ny iray amin’ireny voninkazo ireny.
malagasy
nefa lazaiko aminareo fa na dia Solomona tao amin'ny voninahiny rehetra aza tsy mba nitafy tahaka ny anankiray amin'ireny.