Matthew 6:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ianao kosa, raha manao fiantrana, dia aoka tsy ho fantatry ny tananao havia izay ataon’ny tananao havanana
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha manao fiantrana ianao, aoka ny tananao havia tsy hahalala izay ataon’ny havanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ianao kosa, rehefa manao fiantrana, aoka na dia ny olona sakaizanao indrindra aza tsy hahalala izay ataonao,
Malagasy Bible 1865
Fa ianao kosa, raha manao fiantrana, dia aoka tsy ho fantatry ny tananao ankavia izay ataon'ny tananao ankavanana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ianao kosa, raha manao fiantrana, dia aoka tsy ho fantatry ny tananao havia izay ataon’ny tananao havanana
malagasy
Fa ianao kosa, raha manao fiantrana, dia aoka tsy ho fantatry ny tananao ankavia izay ataon'ny tananao ankavanana,