Matthew 6:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha ny ahitra any an-tsaha, izay misy ihany anio fa hatsipy ao am-patana rahampitso, no ampitafin’Andriamanitra toy izany, tsy mainka va ianareo, ry kely finoana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka raha toy izany no fanàfin’Andriamanitra ny ahitra any an-tsaha, izay eny anio nefa hatsipy any am-patana rahampitso, tsy mihoatra noho izany va no hataony aminareo, ry kely finoana?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tafîn’Andriamanitra toy izany ny ahitra any an-tsaha, izay eny anio nefa atsipy any am-patana rahampitso; tsy mainka ve ianareo no hampitafîny, ry kely finoana?
Malagasy Bible 1865
Ary raha ny ahitra any an-tsaha, izay any ihany anio ka hatsipy ao am-patana rahampitso, no ampitafin'Andriamanitra toy izany, tsy mainka va ianareo, ry kely finoana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha ny ahitra any an-tsaha, izay misy ihany anio fa hatsipy ao am-patana rahampitso, no ampitafin’Andriamanitra toy izany, tsy mainka va ianareo, ry kely finoana?
malagasy
Ary raha ny ahitra any an-tsaha, izay any ihany anio ka hatsipy ao am-patana rahampitso, no ampitafin'Andriamanitra toy izany, tsy mainka va ianareo, ry kely finoana?