Matthew 6:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa aza manahy ianareo ka miteny hoe: Inona no hohaninay? Na: Inona no hosotroinay? Na: Inona no hotafinay?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany, aza manahy ianareo manao hoe: Inona no hohaninay, na inona no hosotroinay, na inona no hotafinay?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, aza manahy ianareo ka manao hoe: inona no hohaninay? na hoe: inona no hosotroinay? na hoe: inona no hitafianay?
Malagasy Bible 1865
Dia aza manahy ianareo ka manao hoe: Inona no hohaninay? na: Inona no hosotroinay? na: Inona no hotafinay?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa aza manahy ianareo ka miteny hoe: Inona no hohaninay? Na: Inona no hosotroinay? Na: Inona no hotafinay?
malagasy
Dia aza manahy ianareo ka manao hoe: Inona no hohaninay? na: Inona no hosotroinay? na: Inona no hotafinay?