Matthew 6:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izany rehetra izany dia katsahin’ny Jentilisa fatratra; fantatry ny Rainareo izay any an-danitra fa ilainareo izany rehetra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny Jentily no mikatsaka izany rehetra izany ary fantatry ny Rainareo izay any an-danitra fa ilainareo izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo mpanompo sampy manko no fatra-pikatsaka ireny rehetra ireny; fantatry ny Rainareo Izay any an-danitra kosa fa ilainareo avokoa izany.
Malagasy Bible 1865
Fa izany rehetra izany dia katsahin'ny jentilisa fatratra; fa fantatry ny Rainareo Izay any an-danitra fa tokony ho anareo izany rehetra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izany rehetra izany dia katsahin’ny Jentilisa* fatratra; fantatry ny Rainareo izay any an-danitra fa ilainareo izany rehetra izany.
malagasy
Fa izany rehetra izany dia katsahin'ny jentilisa fatratra; fa fantatry ny Rainareo Izay any an-danitra fa tokony ho anareo izany rehetra izany.