Matthew 6:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hatao ao amin’ny mangingina ny fiantranao; ary ny Rainao, izay mahita ao amin’ny mangingina, no hamaly anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hiafina ny fiantrana ataonao, ary ny Rainao izay mahita ny miafina no hamaly soa anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hany ka miafina no anaovanao ny fiantrànao; ary ny Rainao Izay mahita ao amin’ny miafina no hamaly soa anao.
Malagasy Bible 1865
mba hatao ao amin'ny mangingina ny fiantranao; ary ny Rainao, Izay mahita ao amin'ny mangingina, no hamaly anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hatao ao amin’ny mangingina ny fiantranao; ary ny Rainao, izay mahita ao amin’ny mangingina, no hamaly anao.
malagasy
mba hatao ao amin'ny mangingina ny fiantranao; ary ny Rainao, Izay mahita ao amin'ny mangingina, no hamaly anao.