Matthew 6:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa mivavaka ianareo, aza mba ho tahaka ny mpihatsaravelatsihy; fa izy tia ny mivavaka mitsangana eo amin’ny sinagoga sy eny an-joron-dalana mba hahitan’ny olona azy. Lazaiko aminareo marina tokoa fa efa azony ny valim-pitiany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha mivavaka ianareo, aza mba manao tahaka ny mpihatsaravelatsihy, izay tia ny mivavaka mitsangana ao amin’ny sinagoga sy eny an-joron-dalana, mba hahitan’ny olona azy. Lazaiko aminareo marina tokoa fa efa azony ny valisoany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Rehefa mivavaka ianareo, aza mba manahaka ny mpihatsaravelatsihy. Tian-dry zareo ny maka toerana ao amin’ny sinagôga sy eny amin’ny fihaonan-dalana raha mivavaka, mba hahitan’ny olona azy. Lazaiko marina aminareo fa efa azony ny valisoany.
Malagasy Bible 1865
Ary raha mivavaka ianareo, aza mba ho tahaka ny mpihatsaravelatsihy; Fa izy tia ny mivavaka mitsangana eo amin'ny synagoga sy eo an-joron-dalana hahitan'ny olona azy. Lazaiko aminareo marina tokoa fa efa azony ny valim-pitiany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa mivavaka ianareo, aza mba ho tahaka ny mpihatsaravelatsihy; fa izy tia ny mivavaka mitsangana eo amin’ny sinagoga sy eny an-joron-dalana mba hahitan’ny olona azy. Lazaiko aminareo marina tokoa fa efa azony ny valim-pitiany.
malagasy