Matthew 6:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa mivavaka ianareo dia aza mba milaza teny maro foana tahaka ny Jentilisa; fa ireo dia mihevitra hoe: Ny hamaroan’ny teniny no hihainoana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha mivavaka ianareo, dia aza mba maro teny tahaka ny Jentily, fa ataony ho ny hamaroan’ny teniny no hihainoana azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa mivavaka ianareo, aza mba maro teny tahaka ny mpanompo sampy. Heverin’izy ireny fa rehefa maro teny izy, vao henon’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary raha mivavaka ianareo, dia aza mba manao teny maro foana tahaka ny jentilisa; Fa ataony ho ny hamaroan'ny teniny no hihainoana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa mivavaka ianareo dia aza mba milaza teny maro foana tahaka ny Jentilisa*; fa ireo dia mihevitra hoe: Ny hamaroan’ny teniny no hihainoana azy.
malagasy
Ary raha mivavaka ianareo, dia aza mba manao teny maro foana tahaka ny jentilisa; Fa ataony ho ny hamaroan'ny teniny no hihainoana azy.