Matthew 6:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa amin’izany dia mivavaha toy izao ianareo: Rainay izay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa mivavaha toy izao ianareo: Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny Anaranao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa mivavaha toy izao àry ianareo: «Ry Rainay any an-danitra ô, hohamasinina anie ny anaranao;
Malagasy Bible 1865
Koa amin'izany mivavaha toy izao ianareo: Rainay Izay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa amin’izany dia mivavaha toy izao ianareo: Rainay izay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao.
malagasy
Koa amin'izany mivavaha toy izao ianareo: Rainay Izay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao.