Matthew 7:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia toy izany, ny hazo tsara rehetra dia mamoa voa tsara fa ny hazo ratsy rehetra kosa dia mamoa voa ratsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany ny hazo tsara rehetra mamoa voa tsara, ary ny hazo ratsy rehetra mamoa voa ratsy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia toy izany: ny hazo tsara rehetra mamoa voa tsara; fa ny hazo ratsy rehetra mamoa voa ratsy.
Malagasy Bible 1865
Dia toy izany, ny hazo tsara rehetra dia mamoa voa tsara; fa ny hazo ratsy rehetra dia mamoa voa ratsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia toy izany, ny hazo tsara rehetra dia mamoa voa tsara fa ny hazo ratsy rehetra kosa dia mamoa voa ratsy.
malagasy
Dia toy izany, ny hazo tsara rehetra dia mamoa voa tsara; fa ny hazo ratsy rehetra dia mamoa voa ratsy.