Matthew 7:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny hazo tsara dia tsy mety mamoa voa ratsy ary ny hazo ratsy dia tsy mety mamoa voa tsara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny hazo tsara tsy mety mamoa voa ratsy, ary ny hazo ratsy tsy mety mamoa voa tsara.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mba hazo tsara no mety hamoa voa ratsy, na hazo ratsy no mety hamoa voa tsara.
Malagasy Bible 1865
Ny hazo tsara tsy mety mamoa voa ratsy, ary ny hazo ratsy tsy mety mamoa voa tsara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny hazo tsara dia tsy mety mamoa voa ratsy ary ny hazo ratsy dia tsy mety mamoa voa tsara.
malagasy