Matthew 7:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izay rehetra mandre ireo teniko ireo nefa tsy mankatò azy dia hoharina amin’ny lehilahy adala izy izay nanorina ny tranony teo ambonin’ny fasika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary na zovy na zovy mandre izao teniko izao, ka tsy mitandrina azy, dia hanahaka ny lehilahy adala nanorina ny tranony teo ambonin’ny fasika;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izay rehetra mihaino ireo teniko ireo ka tsy manatanteraka azy dia ho tahaka ny lehilahy tsy misaina, izay nanorina ny tranony teo ambony fasika:
Malagasy Bible 1865
Fa izay rehetra mandre izany teniko izany, nefa tsy mankatò azy, dia hoharina amin'ny lehilahy adala, izay nanorina ny tranony teo ambonin'ny fasika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izay rehetra mandre ireo teniko ireo nefa tsy mankatò azy dia hoharina amin’ny lehilahy adala izy izay nanorina ny tranony teo ambonin’ny fasika.
malagasy
Fa izay rehetra mandre izany teniko izany, nefa tsy mankatò azy, dia hoharina amin'ny lehilahy adala, izay nanorina ny tranony teo ambonin'ny fasika.