Matthew 7:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa rehefa latsaka ny ranonorana dia nisy riaka be sady nifofofofo ny rivotra ka namely izany trano izany, dia nianjera izy ary loza ny faharavany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary latsaka ny ranonorana ka tondraka ny ony, ary nifofofofo ny rivotra namely izany trano izany, dia nianjera izy ka loza ny faharavàny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
latsaka ny ranonorana, nitosaka ny riaka, nifofofofo ny rivotra ka samy namely izany trano izany; dia nianjera izy, ka loza ny faharavàny.
Malagasy Bible 1865
Ary latsaka ny ranonorana, ka nisy riaka be, sady nifofofofo ny rivotra ka namely izany trano izany; dia nianjera izy, ka loza ny fianjerany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa rehefa latsaka ny ranonorana dia nisy riaka be sady nifofofofo ny rivotra ka namely izany trano izany, dia nianjera izy ary loza ny faharavany.
malagasy
Ary latsaka ny ranonorana, ka nisy riaka be, sady nifofofofo ny rivotra ka namely izany trano izany; dia nianjera izy, ka loza ny fianjerany.