Matthew 7:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony efa vitan’i Jesosy izany teny izany dia talanjona ny vahoaka noho ny fampianarany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nony efa vitan’i Jesoa izany teny izany, dia gaga ny vahoaka tamin’ny fampianarany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa vitan’i Jesoa izany teny izany, dia talanjona ny vahoaka noho ny fomba fampianarany;
Malagasy Bible 1865
Ary nony efa vitan'i Jesosy izany teny izany, dia talanjona ny vahoaka noho ny fampianarany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony efa vitan’i Jesosy izany teny izany dia talanjona ny vahoaka noho ny fampianarany,
malagasy
Ary nony efa vitan'i Jesosy izany teny izany, dia talanjona ny vahoaka noho ny fampianarany,satria nampianatra azy toy izay manana fahefana Izy, fa tsy tahaka ny mpanora-dalàna teo aminy.