Matthew 7:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria nampianatra azy ireo toy izay manana fahefana Izy fa tsy tahaka ny mpanoradalàna teo aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria nampianatra toy ny manana fahefana Izy, fa tsy mba tahaka ny mpanora-dalàna teo aminy sy ny Farisianina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nampianatra azy tamim-pahefana manko i Jesoa fa tsy mba tahaka ireo mpahay lalàna jiosy.
Malagasy Bible 1865
satria nampianatra azy toy izay manana fahefana Izy, fa tsy tahaka ny mpanora-dalàna teo aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria nampianatra azy ireo toy izay manana fahefana Izy fa tsy tahaka ny mpanoradalàna* teo aminy.
malagasy
satria nampianatra azy toy izay manana fahefana Izy, fa tsy tahaka ny mpanora-dalàna teo aminy.