Matthew 7:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ahoana no ilazanao amin’ny rahalahinao hoe: Aoka hesoriko ny singan’ahitra eo amin’ny masonao; nefa indro ny andry dia eo amin’ny masonao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ahoana no ilazanao amin’ny rahalahinao hoe: Avelao hoesoriko ny tapak’ahitra amin’ny masonao, nefa indro fa misy sakamandimby eo amin’ny anao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ahoana no hilazanao amin’ny havanao hoe: «Etsy hoesoriko ny tapak’ahitra eo amin’ny masonao», nefa jereo ange ity vatan-kazo eo amin’ny anao?
Malagasy Bible 1865
Ary ahoana no hilazanao amin'ny rahalahinao hoe: Aoka aho hanaisotra ny sombin-kazo eo amin'ny masonao; nefa, indro, ny andry eo amin'ny masonao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ahoana no ilazanao amin’ny rahalahinao hoe: Aoka hesoriko ny singan’ahitra eo amin’ny masonao; nefa indro ny andry dia eo amin’ny masonao?
malagasy
Ary ahoana no hilazanao amin'ny rahalahinao hoe: Aoka aho hanaisotra ny sombin-kazo eo amin'ny masonao; nefa, indro, ny andry eo amin'ny masonao?