Matthew 7:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza omena ny amboa ny masina; ary aza atsipy eny amin’ny kisoa ny vatosoanareo, fandrao hanitsaka azy izy dia hifotitra ka hamiravira anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza omena ny alika ny zava-masina, ary aza atsipy amin’ny kisoa ny voahanginareo, sao hitsahiny ireny, dia hifotitra hamiravira anareo izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zava-masina, aza omena ny alika, fandrao hifoteran’ny alika ianareo ka hoviravirainy; ary ny vatosoanareo, aza atsipy amin’ny kisoa, fandrao voahosihosiny.
Malagasy Bible 1865
Aza omena ny alika izay masina; ary aza atsipy eo anoloan'ny kisoa ny vato soanareo, fandrao hanitsaka azy izy, dia hifotitra ka hamiravira anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza omena ny amboa ny masina; ary aza atsipy eny amin’ny kisoa ny vatosoanareo, fandrao hanitsaka azy izy dia hifotitra ka hamiravira anareo.
malagasy
Aza omena ny alika izay masina; ary aza atsipy eo anoloan'ny kisoa ny vato soanareo, fandrao hanitsaka azy izy, dia hifotitra ka hamiravira anareo. [perilanareo]