Matthew 7:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa iza moa aminareo raha angatahan’ny zanany mofo no hanome azy vato?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary iza aminareo no hanome vato ny zanany, raha mofo no angatahiny;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Araka ny hevitrareo, iza no olona hangatahan-janany mofo ka hanome vato azy?
Malagasy Bible 1865
Ary iza moa aminareo, raha angatahan'ny zanany mofo, no hanome azy vato?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa iza moa aminareo raha angatahan’ny zanany mofo no hanome azy vato?
malagasy
Ary iza moa aminareo, raha angatahan'ny zanany mofo, no hanome azy vato?