Matthew 8:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nidina avy any an-tendrombohitra Izy dia nisy vahoaka betsaka nanaraka Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa nidina avy tany an-tendrombohitra Izy, dia narahin’ny vahoaka betsaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha nidina avy teo an-tendrombohitra i Jesoa, dia narahina vahoaka maro.
Malagasy Bible 1865
Ary raha nidina avy teo an-tendrombohitra Izy, dia nisy vahoaka betsaka nanaraka Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nidina avy any an-tendrombohitra Izy dia nisy vahoaka betsaka nanaraka Azy.
malagasy
Ary raha nidina avy teo an-tendrombohitra Izy, dia nisy vahoaka betsaka nanaraka Azy.