Matthew 8:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy niteny tamin’ilay kapiteny hoe: Mandehana; tongava aminao araka ny ninoanao. Tamin’izay ora izay no nahasitrana ilay mpanompony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Jesoa tamin’ilay kapiteny: «Mandehana, ary aoka ho tanteraka aminao araka izay ninoanao.» Dia sitrana tamin’izany ora izany ilay ankiziny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa tamin’ilay kapiteny: –Mandehana, ary aoka ho tonga aminao araka izay ninoanao. Dia sitrana tamin’izany ora izany ilay mpanompony.
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy niteny tamin'ilay kapiteny hoe: Mandehana; tongava aminao araka ny ninoanao. Dia sitrana tamin'izany ora izany ilay ankizilahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy niteny tamin’ilay kapiteny hoe: Mandehana; tongava aminao araka ny ninoanao. Tamin’izay ora izay no nahasitrana ilay mpanompony.
malagasy
Ary Jesosy niteny tamin'ilay kapiteny hoe: Mandehana; tongava aminao araka ny ninoanao. Dia sitrana tamin'izany ora izany ilay ankizilahy.