Matthew 8:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy, nony niditra tao an-tranon’i Petera, dia nahita ny rafozambavin’i Petera nandry tao, voan’ny tazo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nony tonga tao an-tranon’i Piera i Jesoa, dia nahita ny rafozambavin’i Piera nandry fa nararin’ny tazo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niantrano tao amin-dry i Petera i Jesoa, ary nahita ny rafozambavin’i Petera nandamaka fa voan’ny tazo.
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy, nony niditra tao an-tranon'i Petera, dia nahita ny rafozam-bavin'i Petera nandry teo nanavin'ny tazo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy, nony niditra tao an-tranon’i Petera, dia nahita ny rafozambavin’i Petera nandry tao, voan’ny tazo.
malagasy
Ary Jesosy, nony niditra tao an-tranon'i Petera, dia nahita ny rafozam-bavin'i Petera nandry teo nanavin'ny tazo.