Matthew 8:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nokasihiny ny tanan’ilay marary ka niala taminy ny tazo; dia nitsangana Ravehivavy ka nanompo Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia notendreny ny tanany, ka niala ny tazo, ary nitsangana nandroso sakafo ho azy ireo izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nokasihin’i Jesoa ny tanan-dravehivavy; ary nialan’ny tazo ravehivavy dia nitsangana nandroso sakafo ho an’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Ary nanendry ny tànany Izy, dia niala taminy ny tazo; dia nitsangana ravehivavy ka nanompo Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nokasihiny ny tanan’ilay marary ka niala taminy ny tazo; dia nitsangana Ravehivavy ka nanompo Azy.
malagasy
Ary nanendry ny tànany Izy, dia niala taminy ny tazo; dia nitsangana ravehivavy ka nanompo Azy.