Matthew 8:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hahatanteraka izay nampilazaina an’Isaia mpaminany hoe: «Izy naka ny rofintsika sy nitondra ny aretintsika» (Isa 53.4).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba ho tanteraka ilay tenin’i Izaia mpaminany hoe: «Izy naka ny rofintsika, sy nitondra ny aretintsika.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hany ka tanteraka ilay voalazan’ny Tompo tamin’ny alalan’i Isaià mpaminany hoe: «Izy no naka ny rofintsika sy nitondra ny aretintsika.»
Malagasy Bible 1865
mba, hahatanteraka izay nampilazaina an'Isaia mpaminany hoe: Izy naka ny rofintsika sy nitondra ny aretintsika (Isa. 53. 4).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hahatanteraka izay nampilazaina an’Isaia mpaminany hoe: «Izy naka ny rofintsika sy nitondra ny aretintsika» (Isa 53.4).
malagasy
mba, hahatanteraka izay nampilazaina an'Isaia mpaminany hoe: Izy naka ny rofintsika sy nitondra ny aretintsika (Isa. 53. 4).