Matthew 8:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy, nony nahita ny vahoaka betsaka nanodidina Azy, dia nanome baiko ny handehanana ho eny ampitan’ny ony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony hitan’i Jesoa ny hamaroan’ny olona nanodidina Azy, dia nasainy nampitaina eny an-dafin-drano izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony hitan’i Jesoa ny vahoaka betsaka nanodidina Azy, dia nanome baiko Izy mba hankeny ampitan’ny farihin’i Galilea.
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy, nony nahita ny vahoaka betsaka manodidina Ary, dia nanome teny hiala ho eny am-pita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy, nony nahita ny vahoaka betsaka nanodidina Azy, dia nanome baiko ny handehanana ho eny ampitan’ny ony.
malagasy
Ary Jesosy, nony nahita ny vahoaka betsaka manodidina Ary, dia nanome teny hiala ho eny am-pita.