Matthew 8:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanatona ny mpanoradalàna iray ka niteny Taminy hoe: Mpampianatra ô, hanaraka Anao aho, na aiza na aiza no halehanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy mpanora-dalàna anankiray nanatona nilaza taminy hoe: «Mpampianatra ô, hanaraka Anao aho na aiza na aiza halehanao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy anefa mpahay lalàna nanatona Azy ka nilaza taminy hoe: –Mpampianatra ô, hiaraka aminao aho na aiza na aiza alehanao!
Malagasy Bible 1865
Ary nanatona ny mpanora-dalàna anankiray ka nanao taminy hoe: Mpampianatra ô, hanaraka Anao aho na aiza na aiza no halehanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanatona ny mpanoradalàna* iray ka niteny Taminy hoe: Mpampianatra ô, hanaraka Anao aho, na aiza na aiza no halehanao.
malagasy
Ary nanatona ny mpanora-dalàna anankiray ka nanao taminy hoe: Mpampianatra ô, hanaraka Anao aho na aiza na aiza no halehanao.