Matthew 8:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary indro, nisy boka iray nanatona, niankohoka teo anatrehany sady niteny hoe: Tompoko ô, raha mety Ianao dia afaka manadio ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary indro nisy lehilahy boka anankiray nanatona, dia nitsaoka Azy ka nanao hoe: «Tompo ô, raha mety Ianao, dia mahay manadio ahy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary indro nisy lehilahy marary hoditra nanatona Azy, dia niankohoka teo anatrehany sady nanao hoe: –Tompo ô, raha sitrakao, dia hainao diovina aho!
Malagasy Bible 1865
Ary, indro, nisy boka anankiray nanatona dia niankohoka teo anatrehany ka nanao hoe: Tompoko ô, raha mety Hianao, dia mahay manadio ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary indro, nisy boka iray nanatona, niankohoka teo anatrehany sady niteny hoe: Tompoko ô, raha mety Ianao dia afaka manadio ahy.
malagasy
Ary, indro, nisy boka anankiray nanatona dia niankohoka teo anatrehany ka nanao hoe: Tompoko ô, raha mety Hianao, dia mahay manadio ahy.