Matthew 8:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa hoy Jesosy taminy: Ny amboahaolo dia manan-davaka, ny voromanidina dia manana akany, fa ny Zanak’Olona tsy mba manana izay hipetrahan’ny lohany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Jesoa taminy: «Ny amboahaolo manan-davaka, ary ny voromanidina manana akany, fa ny Zanak’olona tsy mba manana izay hampandriany ny lohany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Jesoa taminy: –Ny fosa manan-davaka ary ny voro-manidina manana akany; fa ny Zanak’olona tsy mba manan-trano handriany sy hialany sasatra!
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Jesosy taminy: Ny amboahaolo manan-davaka; ary ny voro-manidina manana fialofana; fa ny Zanak'olona tsy mba manana izay hipetrahan'ny lohany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa hoy Jesosy taminy: Ny amboahaolo dia manan-davaka, ny voromanidina dia manana akany, fa ny Zanak’Olona* tsy mba manana izay hipetrahan’ny lohany.
malagasy
Fa hoy Jesosy taminy: Ny amboahaolo manan-davaka; ary ny voro-manidina manana fialofana; fa ny Zanak'olona tsy mba manana izay hipetrahan'ny lohany.[volpa]