Matthew 8:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy hafa koa tamin’ny mpianatra niteny Taminy hoe: Tompoko, aoka aho aloha handeha handevina ny raiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny anankiray tamin’ny mpianany koa nilaza taminy hoe: «Tompoko, avelao aho aloha handeha handevina ny raiko»;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nisy olon-kafa, anisan’ny mpianatr’i Jesoa, nilaza taminy hoe: –Tompo ô, avelao aho aloha handevina an’i dada!
Malagasy Bible 1865
Ary nisy hafa koa tamin'ny mpianatra niteny taminy hoe: Tompoko, aoka aho aloha handeha handevina ny raiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy hafa koa tamin’ny mpianatra niteny Taminy hoe: Tompoko, aoka aho aloha handeha handevina ny raiko.
malagasy
Ary nisy hafa koa tamin'ny mpianatra niteny taminy hoe: Tompoko, aoka aho aloha handeha handevina ny raiko.