Matthew 8:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Saingy hoy Jesosy taminy: Manaraha Ahy; ary aoka ny maty handevina ny maty ao aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa hoy i Jesoa taminy: «Manaraha Ahy, fa avelao ny maty handevina ny maty ao aminy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Jesoa taminy: –Andao hiaraka amiko; avelao izy samy maty no hifandevina!
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Jesosy taminy: Manaraha Ahy; ary aoka ny maty handevina ny maty ao aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Saingy hoy Jesosy taminy: Manaraha Ahy; ary aoka ny maty handevina ny maty ao aminy.
malagasy
Fa hoy Jesosy taminy: Manaraha Ahy; ary aoka ny maty handevina ny maty ao aminy.