Matthew 8:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony niondrana an-tsambokely Izy dia nanaraka Azy ny mpianany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary niondrana tamin’ny sambo kely Izy ka narahin’ny mpianany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary niondrana an-tsambokely i Jesoa, ka niarahan’ireo mpianany.
Malagasy Bible 1865
Ary nony niondrana an-tsambokely Izy, dia nanaraka Azy ny mpianany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony niondrana an-tsambokely Izy dia nanaraka Azy ny mpianany.
malagasy
Ary nony niondrana an-tsambokely Izy, dia nanaraka Azy ny mpianany.