Matthew 8:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary indro, nisy tafio-drivotra mafy tonga tamin’ny ranomasina, hany ka safotry ny alondrano ny sambokely; nefa Izy natory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia indro nisy tafio-drivotra mafy tamin’ny ranomasina, ka efa safotry ny onjan-drano ny sambo kely, ary Izy anefa natory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nisy tafio-drivotra mahery tonga tampoka teo amin’ny farihin’i Galilea, hany ka efa nila ho safotry ny alon-drano ny sambokely; i Jesoa anefa natory.
Malagasy Bible 1865
Ary, indro, nisy tafio-drivotra mafy tonga tamin'ny ranomasina, ka dia efa nila ho voasafotry ny alon-drano ny sambokely; fa Izy natory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary indro, nisy tafio-drivotra mafy tonga tamin’ny ranomasina, hany ka safotry ny alondrano ny sambokely; nefa Izy natory.
malagasy
Ary, indro, nisy tafio-drivotra mafy tonga tamin'ny ranomasina, ka dia efa nila ho voasafotry ny alon-drano ny sambokely; fa Izy natory.