Matthew 8:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanatona ireo mpianany ka namoha Azy sady niteny hoe: Tompo ô, vonjeo fa maty izahay!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanatona Azy ny mpianany, ka namoha Azy nanao hoe: «Tompoko, vonjeo izahay fa maty.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nohatonin’ireto mpianany Izy, ka nofohaziny sady nataony hoe: –Tompo ô, vonjeo fa ho faty isika!
Malagasy Bible 1865
Ary nanatona izy ireo, dia namoha Azy ka nanao hoe: Tompoko, vonjeo, fa maty izahay!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanatona ireo mpianany ka namoha Azy sady niteny hoe: Tompo ô, vonjeo fa maty izahay!
malagasy
Ary nanatona izy ireo, dia namoha Azy ka nanao hoe: Tompoko, vonjeo, fa maty izahay!