Matthew 8:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Izy taminy: Nahoana no matahotra ianareo, ry kely finoana? Dia nitsangana Izy ka noteneniny mafy ny rivotra sy ny ranomasina, dia tonga tony tsara ny andro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Jesoa taminy: «Nahoana no saro-tahotra ianareo, ry kely finoana?» Dia niarina izy, nandidy ny rivotra sy ny ranomasina, ka tonga tony dia tony ny andro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Jesoa taminy: –Nahoana no saro-tahotra ianareo, ry kely finoana? Izay vao niarina i Jesoa, dia niteny mafy ny rivotra sy ny farihy, ary nanjary tony dia tony ny andro.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy taminy: Nahoana no saro-tahotra ianareo, ry kely finoana? Dia nitsangana Izy, ka noteneniny mafy ny rivotra sy ny ranomasina, dia tonga tony tsara ny andro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Izy taminy: Nahoana no matahotra ianareo, ry kely finoana? Dia nitsangana Izy ka noteneniny mafy ny rivotra sy ny ranomasina, dia tonga tony tsara ny andro.
malagasy
Ary hoy Izy taminy: Nahoana no saro-tahotra ianareo, ry kely finoana? Dia nitsangana Izy, ka noteneniny mafy ny rivotra sy ny ranomasina, dia tonga tony tsara ny andro.