Matthew 8:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Talanjona ny olona ka niteny hoe: Lehilahy manao ahoana re Io, fa na dia ny rivotra sy ny ranomasina aza manaiky Azy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary gaga ny olona, ka nanao hoe: «Iza io Lehilahy io no manaiky Azy ny rivotra sy ny ranomasina?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Gaga ny olona ka vaky vava hoe: –Avy aiza àry io Lehilahy io no manaiky Azy hatramin’ny rivotra sy ny farihy?
Malagasy Bible 1865
Ary talanjona ny olona ka nanao hoe: Lehilahy manao ahoana re Io, fa ny rivotra sy ny ranomasina aza dia manaiky Azy!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Talanjona ny olona ka niteny hoe: Lehilahy manao ahoana re Io, fa na dia ny rivotra sy ny ranomasina aza manaiky Azy!
malagasy
Ary talanjona ny olona ka nanao hoe: Lehilahy manao ahoana re Io, fa ny rivotra sy ny ranomasina aza dia manaiky Azy!