Matthew 8:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, niantsoantso izy ireo hoe: Moa mifaninona akory izahay sy Ianao, ry Zanak’Andriamanitra ô? Tonga etỳ va Ianao hampijaly anay alohan’ny fotoana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary indreo izy niantso hoe: «Mifampaninona izahay sy Ianao, ry Jesoa zanak’Andriamanitra? Hampijaly anay alohan’ny fotoana va no nalehanao atỳ?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia indreo izy roa lahy niantsoantso hoe: –Fa ataonao inona izahay, ry Zanak’Andriamanitra? Tonga eto ve Ianao mba hampijaly anay alohan’ny fotoanandro?
Malagasy Bible 1865
Ary, indro, niantso izy ka nanao hoe: Moa mifaninona akory izahay sy Hianao, ry Zanak'Andriamanitra ô? Tonga eto va Hianao hampijaly anay alohan'ny fotoana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, niantsoantso izy ireo hoe: Moa mifaninona akory izahay sy Ianao, ry Zanak’Andriamanitra ô? Tonga etỳ va Ianao hampijaly anay alohan’ny fotoana?
malagasy
Ary, indro, niantso izy ka nanao hoe: Moa mifaninona akory izahay sy Hianao, ry Zanak'Andriamanitra ô? Tonga eto va Hianao hampijaly anay alohan'ny fotoana?