Matthew 8:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy nanatsotra ny tanany dia nikasika azy sady niteny taminy hoe: Mety Aho; madiova ianao. Dia nadio tamin’ny habokany niaraka tamin’izay izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Jesoa naninjitra ny tanany, dia nanendry azy ka nanao hoe: «Mety Aho, madiova ianao.» Dia afaka niaraka tamin’izay ny habokany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanatsotra tanana i Jesoa dia nikasika azy sady niteny hoe: –Sitrako, madiova ianao! Avy hatrany dia nadio ny aretin-koditra nahazo an-dralehilahy.
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy naninjitra ny tànany, dia nanendry azy ka nanao hoe: Mety Aho; madiova ianao. Dia nadio tamin'ny habokany niaraka tamin'izay izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy nanatsotra ny tanany dia nikasika azy sady niteny taminy hoe: Mety Aho; madiova ianao. Dia nadio tamin’ny habokany niaraka tamin’izay izy.
malagasy
Ary Jesosy naninjitra ny tànany, dia nanendry azy ka nanao hoe: Mety Aho; madiova ianao. Dia nadio tamin'ny habokany niaraka tamin'izay izy.