Matthew 8:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nifona tamin’i Jesosy ireo demonia ka niteny hoe: Raha avoakanao ary izahay dia alefaso hankany anatin’ireo kisoa iray andiany ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nihanta tamin’i Jesoa ny demony nanao hoe: «Raha dia roahinao hiala eto àry izahay, mba alefaso ho amin’iretsy andian-kisoa iretsy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nitalaho tamin’i Jesoa ireo demony nanao hoe: –Raha dia roahinao re izahay, mba alefaso amin’itsy andian-kisoa itsy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny demonia nifona tamin'i Jesosy ka nanao hoe: Raha avoakanao ary izahay, dia iraho hankany anatin'ireo kisoa andiany ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nifona tamin’i Jesosy ireo demonia* ka niteny hoe: Raha avoakanao ary izahay dia alefaso hankany anatin’ireo kisoa iray andiany ireo.
malagasy
Ary ny demonia nifona tamin'i Jesosy ka nanao hoe: Raha avoakanao ary izahay, dia iraho hankany anatin'ireo kisoa andiany ireo.